Marka 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nalahelo mafy ny mpanjaka. Na izany aza, dia tsy te hitsipaka ny tenin-drazazavavy izy, noho ny fianianany sy noho ireo olona nandry ilika nisakafo teo.+
26 Dia nalahelo mafy ny mpanjaka. Na izany aza, dia tsy te hitsipaka ny tenin-drazazavavy izy, noho ny fianianany sy noho ireo olona nandry ilika nisakafo teo.+