FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina eto aminao aho amin’ny fotoana voatondro, amin’ny herintaona toy izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”

  • Matio 19:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nibanjina azy ireo i Jesosy sady niteny taminy hoe: “Tsy hain’olombelona izany, fa hain’Andriamanitra ny zava-drehetra.”+

  • Lioka 1:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Tsy hisy tsy ho tanteraka mantsy izay lazain’Andriamanitra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara