Deoteronomia 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo+ sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.+ 1 Tantara 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mitadiava an’i Jehovah sy ny heriny.+Mitadiava azy* mandrakariva.+ Ohabolana 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ny fonao tsy hitsiriritra ny mpanota,+ fa matahora foana an’i Jehovah,+
5 Ary tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo+ sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.+