FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa,+ dia nentanin’i+ Jehovah i Kyrosy* mpanjakan’i Persa mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah+ nolazain’i Jeremia.+ Koa nanao izao antso avo izao nanerana ny fanjakany izy, sady nanao izany an-tsoratra:+

  • Ezra 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ary tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nentanin’i+ Jehovah i Kyrosy* mpanjakan’i Persa mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Koa nanao izao antso avo+ izao nanerana ny fanjakany izy, sady nanao izany an-tsoratra:+

  • Isaia 44:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 dia Ilay miteny amin’i Kyrosy+ hoe: ‘Izy no mpiandry ondriko, ary hotanterahiny an-tsakany sy an-davany izay sitrako rehetra’,+ hatramin’izay nolazaiko momba an’i Jerosalema hoe: ‘Haorina indray izy’, sy momba ny tempoly hoe: ‘Hapetraka ny fototrao.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara