Daniela 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Mbola nijery aho taorian’izany, ka nahita biby hafa tahaka ny leopara,+ nefa nisy ela-borona efatra teo andamosiny. Nanana loha efatra io biby io,+ ary nomena fahefana hitondra.
6 “Mbola nijery aho taorian’izany, ka nahita biby hafa tahaka ny leopara,+ nefa nisy ela-borona efatra teo andamosiny. Nanana loha efatra io biby io,+ ary nomena fahefana hitondra.