Matio 24:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Amin’izany fotoana izany, dia hanolotra anareo ho amin’ny fahoriana+ ny olona ka hamono+ anareo ho faty, ary ho halan’ny+ firenena rehetra ianareo noho ny anarako.+ Apokalypsy 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa vitan’izy ireo ny fitoriany, dia hiady aminy ilay bibidia niakatra avy tao amin’ny lavaka mangitsokitsoka,+ ka handresy sy hahafaty azy.+ Apokalypsy 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary navela+ hiady tamin’ny olona masina sy handresy azy ireo izy,+ sady nomena fahefana tamin’ny foko sy vahoaka sy olona samy hafa fiteny ary firenena rehetra.
9 “Amin’izany fotoana izany, dia hanolotra anareo ho amin’ny fahoriana+ ny olona ka hamono+ anareo ho faty, ary ho halan’ny+ firenena rehetra ianareo noho ny anarako.+
7 Rehefa vitan’izy ireo ny fitoriany, dia hiady aminy ilay bibidia niakatra avy tao amin’ny lavaka mangitsokitsoka,+ ka handresy sy hahafaty azy.+
7 Ary navela+ hiady tamin’ny olona masina sy handresy azy ireo izy,+ sady nomena fahefana tamin’ny foko sy vahoaka sy olona samy hafa fiteny ary firenena rehetra.