Daniela 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia nohatoniko ny iray tamin’ireo nijoro teo, mba hangatahako fanazavana azo antoka momba izany rehetra izany.+ Koa hoy izy tamiko, rehefa nampahafantatra ahy ny hevitr’izany:
16 Dia nohatoniko ny iray tamin’ireo nijoro teo, mba hangatahako fanazavana azo antoka momba izany rehetra izany.+ Koa hoy izy tamiko, rehefa nampahafantatra ahy ny hevitr’izany: