14 Koa tonga aho mba hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao+ any am-parany,+ satria mbola andro maro any aoriana+ vao ho tanteraka ilay fahitana.”+
4 “Ry Daniela ô, hazòny ho zava-miafina ny teny ary asio tombo-kase ny boky,+ mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny farany.+ Maro no handinika lalina,* ka hitombo be ny tena fahalalana.”+