Daniela 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nisy tanana nikasika ahy,+ ka nanarina ahy moramora mba handohalika sady hitehina amin’ny tanako roa. Zakaria 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niverina ilay anjely niresaka tamiko, ary namoha ahy. Toy ny olona fohazina amin’ny torimaso+ aho tamin’izay.
10 Ary nisy tanana nikasika ahy,+ ka nanarina ahy moramora mba handohalika sady hitehina amin’ny tanako roa.
4 Niverina ilay anjely niresaka tamiko, ary namoha ahy. Toy ny olona fohazina amin’ny torimaso+ aho tamin’izay.