Genesisy 18:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanatona i Abrahama ka niteny hoe: “Dia haripakao miaraka amin’ny ratsy fanahy tokoa ve ny olo-marina?+ Malakia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+ 2 Petera 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Araka izany, dia hain’i Jehovah afahana amin’ny fitsapana+ ny olona mahafoy tena ho an’Andriamanitra. Hainy koa anefa ny mitahiry ny olona tsy marina ho amin’ny andro fitsarana mba horinganina,+
23 Ary nanatona i Abrahama ka niteny hoe: “Dia haripakao miaraka amin’ny ratsy fanahy tokoa ve ny olo-marina?+
18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+
9 Araka izany, dia hain’i Jehovah afahana amin’ny fitsapana+ ny olona mahafoy tena ho an’Andriamanitra. Hainy koa anefa ny mitahiry ny olona tsy marina ho amin’ny andro fitsarana mba horinganina,+