Ezekiela 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nandeha ireo zavamananaina ary niverina, ka hoatran’ny tselatra no fahitana azy.+ Matio 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy, ka namirapiratra toy ny masoandro ny tavany,+ ary nanjary nanjelanjelatra toy ny hazavana ny akanjony ivelany.+
2 Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy, ka namirapiratra toy ny masoandro ny tavany,+ ary nanjary nanjelanjelatra toy ny hazavana ny akanjony ivelany.+