FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nivavaka i Elisa+ hoe: “Jehovah ô, ampahirato re ny masony+ mba hahitany e!” Avy hatrany dia nampahiratin’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary indreo feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra manodidina an’i Elisa.+

  • Asan’ny Apostoly 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nijoro teo tsy nahateny kosa ireo lehilahy niara-dia taminy.+ Nandre feo ihany izy ireo+ nefa tsy nahita olona.

  • Asan’ny Apostoly 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nahita ny hazavana koa ireo lehilahy niaraka tamiko,+ saingy tsy nandre ny tenin’ilay niresaka tamiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara