Genesisy 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nony afaka kelikely, dia nadiva hilentika ny masoandro, ary renoky ny torimaso lalina i Abrama.+ Ary nisy haizim-be nampahatahotra nandrakotra azy. Joba 33:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miteny ao amin’ny nofy+ izy, dia ao amin’ny fahitana+ amin’ny alina,Rehefa renoky ny torimaso ny olona,Sy rehefa rendremana eo am-pandriana.+
12 Nony afaka kelikely, dia nadiva hilentika ny masoandro, ary renoky ny torimaso lalina i Abrama.+ Ary nisy haizim-be nampahatahotra nandrakotra azy.
15 Miteny ao amin’ny nofy+ izy, dia ao amin’ny fahitana+ amin’ny alina,Rehefa renoky ny torimaso ny olona,Sy rehefa rendremana eo am-pandriana.+