Ohabolana 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olo-mahitsy.+ Ohabolana 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,+ fa ny vavaky ny marina no henoiny.+ Daniela 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Vao nanomboka nitalaho ianao, dia nirahina aho ka tonga mba hampita hafatra aminao, satria tena tiana+ ianao. Koa diniho+ izay holazaiko aminao, ka aoka ho azonao ny hevitr’izay hitanao.
8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olo-mahitsy.+
23 Vao nanomboka nitalaho ianao, dia nirahina aho ka tonga mba hampita hafatra aminao, satria tena tiana+ ianao. Koa diniho+ izay holazaiko aminao, ka aoka ho azonao ny hevitr’izay hitanao.