Jaona 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa ankehitriny, Ray ô, omeo voninahitra eo anilanao aho, dia ilay voninahitra nananako teo anilanao fony mbola tsy nisy izao tontolo izao.+ Kolosianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa amin’ny alalan’i Kristy, izay lohan’ny fanjakana sy ny fahefana rehetra,+ dia tsy misy zavatra tsy anananareo. 1 Petera 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ satria nankany an-danitra, ary nasaina nanaiky azy ny anjely+ sy ny fahefana ary ny fanjakana.+
5 Koa ankehitriny, Ray ô, omeo voninahitra eo anilanao aho, dia ilay voninahitra nananako teo anilanao fony mbola tsy nisy izao tontolo izao.+
10 Koa amin’ny alalan’i Kristy, izay lohan’ny fanjakana sy ny fahefana rehetra,+ dia tsy misy zavatra tsy anananareo.
22 Eo ankavanan’Andriamanitra izy,+ satria nankany an-danitra, ary nasaina nanaiky azy ny anjely+ sy ny fahefana ary ny fanjakana.+