Daniela 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Vao nanomboka nitalaho ianao, dia nirahina aho ka tonga mba hampita hafatra aminao, satria tena tiana+ ianao. Koa diniho+ izay holazaiko aminao, ka aoka ho azonao ny hevitr’izay hitanao.
23 Vao nanomboka nitalaho ianao, dia nirahina aho ka tonga mba hampita hafatra aminao, satria tena tiana+ ianao. Koa diniho+ izay holazaiko aminao, ka aoka ho azonao ny hevitr’izay hitanao.