Ezra 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ka nanakarama+ mpanolo-tsaina mba hampandamòka ny fikasan’izy ireo, tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Kyrosy mpanjakan’i Persa ka hatramin’ny nanjakan’i Dariosy+ mpanjakan’i Persa.
5 ka nanakarama+ mpanolo-tsaina mba hampandamòka ny fikasan’izy ireo, tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Kyrosy mpanjakan’i Persa ka hatramin’ny nanjakan’i Dariosy+ mpanjakan’i Persa.