FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Mivezivezy etsy sy eroa ny ratsy fanahy,

      Satria asandratra eo amin’ny zanak’olombelona ny fahambanian-toetra.+

  • Lioka 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’izany andro izany, dia namoaka didy+ hanoratana ny anaran’ny mponina eran’ilay tany i Aogosto Kaisara.

  • Lioka 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folo nanjakan’i Tiberio Kaisara, fony i Pontio Pilato no governoran’i Jodia, ary i Heroda+ no lehibem-paritr’i Galilia, fa i Filipo rahalahiny kosa no lehibem-paritra tany Itoria sy Trakonitisy, ary i Lysania no lehibem-paritr’i Abilena,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara