Salamo 55:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+
21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+