FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+ Fa izay miaritra hatramin’ny farany no hovonjena.+

  • Apokalypsy 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza matahotra an’izay fijaliana efa hiaretanao.+ Fa tsy hitsahatra hanao ny sasany aminareo any am-ponja ny Devoly.+ Amin’izay dia hozahan-toetra+ tanteraka ianareo, ary hiharam-pahoriana+ folo andro. Aoka ianao tsy hivadika mandra-pahafatinao,+ dia homeko anao ny satroboninahitry ny fiainana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara