Apokalypsy 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nahita bibidia+ hafa iray niakatra avy tamin’ny tany+ aho. Nanana tandroka roa tahaka ny an’ny zanak’ondry izy, nefa niteny toy ny dragona.+
11 Ary nahita bibidia+ hafa iray niakatra avy tamin’ny tany+ aho. Nanana tandroka roa tahaka ny an’ny zanak’ondry izy, nefa niteny toy ny dragona.+