Ezekiela 38:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia tsy maintsy hiakatra ianao ka ho avy toy ny oram-baratra.+ Ho toy ny rahona handrakotra an’ilay tany ianao+ sy ny miaramilanao rehetra ary ny firenena maro miaraka aminao.”’
9 Dia tsy maintsy hiakatra ianao ka ho avy toy ny oram-baratra.+ Ho toy ny rahona handrakotra an’ilay tany ianao+ sy ny miaramilanao rehetra ary ny firenena maro miaraka aminao.”’