FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 25:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+

  • Jaona 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 dia hivoaka izy ireo. Koa izay nanao ny tsara dia hatsangana ho amin’ny fiainana,+ fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana ho amin’ny fanamelohana.+

  • Jaona 6:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara