FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny fahendrena no mahatonga ny hendry hahery kokoa noho ny lehilahy folo mifehy tanàna iray.+

  • Daniela 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nanontanian’ny mpanjaka azy ny zava-drehetra nilana fahendrena sy fahiratan-tsaina,+ ka hitany fa avo folo heny ny fahaizan’izy ireo raha oharina amin’ny an’ny mpisorona+ rehetra mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty,+ nanerana ny fanjakany.

  • Daniela 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 nanao hoe: “Hisaorana+ mandrakizay mandrakizay anie ny anaran’Andriamanitra, satria azy ny fahendrena sy ny hery!+

  • Daniela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Misy lehilahy mahay eto amin’ny fanjakanao, ary ao aminy ny fanahin’ireo andriamanitra masina.+ Tamin’ny andron’i Nebokadnezara Mpanjaka rainao, dia hita fa nanam-pahalalana sy lalin-tsaina izy, ary nanana fahendrena toy ny an’ireo andriamanitra, ka notendren-drainao ho lehiben’ny+ mpisorona mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty sy ny Kaldeanina ary ny mpanandro. Ny rainao mihitsy no nanendry azy, ry mpanjaka ô!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara