Romanina 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izany dia araka ny nolazainy koa ao amin’ny bokin’i Hosea hoe: “Izay tsy oloko+ no hantsoiko hoe ‘oloko’, ary ilay tsy malala no hantsoiko hoe ‘malala’,+
25 Izany dia araka ny nolazainy koa ao amin’ny bokin’i Hosea hoe: “Izay tsy oloko+ no hantsoiko hoe ‘oloko’, ary ilay tsy malala no hantsoiko hoe ‘malala’,+