Hosea 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hafafiko amin’ny tany toy ny voa izy mba ho ahy.+ Ary izaho hamindra fo aminy, dia izy izay tsy namindrana fo.+ Dia hiteny amin’izay tsy oloko aho hoe: “Oloko ianao.”+ Ary izy ireo kosa hanao hoe: “Andriamanitro ianao.”’”+
23 Ary hafafiko amin’ny tany toy ny voa izy mba ho ahy.+ Ary izaho hamindra fo aminy, dia izy izay tsy namindrana fo.+ Dia hiteny amin’izay tsy oloko aho hoe: “Oloko ianao.”+ Ary izy ireo kosa hanao hoe: “Andriamanitro ianao.”’”+