Salamo 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+ Isaia 37:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia nivoaka ilay anjelin’i+ Jehovah ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+
16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+
36 Dia nivoaka ilay anjelin’i+ Jehovah ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+