Salamo 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela. Ohabolana 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hitsingerina aminy ihany ny fahadisoan’ny ratsy fanahy,+ ary ho voafatotry ny fahotany ihany izy.+
16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.
22 Hitsingerina aminy ihany ny fahadisoan’ny ratsy fanahy,+ ary ho voafatotry ny fahotany ihany izy.+