Ohabolana 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+ Nahoma 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Inona no tetika eritreretinareo hanoherana an’i Jehovah?+ Mahatonga fandringanana tanteraka izy. Tsy hitranga fanindroany ny fahoriana.+
14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+
9 Inona no tetika eritreretinareo hanoherana an’i Jehovah?+ Mahatonga fandringanana tanteraka izy. Tsy hitranga fanindroany ny fahoriana.+