2 Mpanjaka 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary lasa mpanjaka i Saloma zanak’i Jabesy, tamin’ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda. Ary iray volana feno no nanjakany tany Samaria.+ 2 Tantara 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nalain’ny mponin’i+ Joda rehetra i Ozia,+ izay enina ambin’ny folo taona, ka nataony+ mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+
13 Ary lasa mpanjaka i Saloma zanak’i Jabesy, tamin’ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda. Ary iray volana feno no nanjakany tany Samaria.+
26 Dia nalain’ny mponin’i+ Joda rehetra i Ozia,+ izay enina ambin’ny folo taona, ka nataony+ mpanjaka handimby an’i Amazia rainy.+