Eksodosy 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary lazao amin’i Farao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Zanako ny Israely, zanako lahimatoa.+ Matio 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nijanona tany izy mandra-pahafatin’i Heroda, mba hahatanteraka+ izay nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’ny mpaminaniny hoe: “Nantsoiko hiala avy tany Ejipta+ ny zanako.”
15 Nijanona tany izy mandra-pahafatin’i Heroda, mba hahatanteraka+ izay nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’ny mpaminaniny hoe: “Nantsoiko hiala avy tany Ejipta+ ny zanako.”