Isaia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ry taranak’i Jakoba ô, andao isika handeha amin’ny fahazavan’i Jehovah.+