2 Mpanjaka 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary nanangana tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana avo+ rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+ Hosea 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa nanao alitara be dia be i Efraima mba hanotany.+ Dia nanana alitara maro izy mba hanotany.+
10 ary nanangana tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana avo+ rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+