Salamo 49:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Henoy izao, ry firenena rehetra!Aoka ianareo hanongilan-tsofina, ry mponina rehetra eto amin’ity tontolo ity,+ Amosa 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Henoy izao teny nolazain’i Jehovah momba anareo izao,+ ry zanak’Israely ô, dia teny momba ilay fianakaviana manontolo izay nentiko niakatra avy tany Ejipta:+
49 Henoy izao, ry firenena rehetra!Aoka ianareo hanongilan-tsofina, ry mponina rehetra eto amin’ity tontolo ity,+
3 “Henoy izao teny nolazain’i Jehovah momba anareo izao,+ ry zanak’Israely ô, dia teny momba ilay fianakaviana manontolo izay nentiko niakatra avy tany Ejipta:+