14 dia handatsaka orana amin’ny fotoanany+ eo amin’ny taninareo aho, dia oram-pararano sy oran-dohataona.+ Ary hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay mamy ary ny menakareo ianareo.
7 Mahareta àry, ry rahalahy, mandra-pahatongan’ny fanatrehan’ny+ Tompo. Jereo ange ny mpamboly e! Maharitra miandry ny vokatra sarobidy avy amin’ny tany izy, mandra-pahatongan’ny orana, dia ny orana aloha sy ny orana aoriana.+