FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hataoko eo aminareo ny tranolaiko,+ ary tsy hankahala anareo aho.+

  • Salamo 46:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Eo afovoan’ilay tanàna Andriamanitra,+ ka tsy ho voahozongozona izy io.+

      Hamonjy azy Andriamanitra, raha vao tonga ny maraina.+

  • Ezekiela 37:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘“Dia hanao fifanekem-pihavanana amin’izy ireo aho,+ ka ho fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.+ Hapetrako ao amin’ny taniny izy ireo, ary hataoko lasa maro be.+ Dia hataoko eo amin’izy ireo, mandritra ny fotoana tsy voafetra, ny toerako masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara