Isaia 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Asio izy ireo, ry firenena ô! Ho montsamontsana koa anefa ianareo. Mihainoa ianareo rehetra any lavitra any!+ Ataovy vonona ny fiadianareo,+ nefa ianareo ho montsamontsana ihany!+ Ataovy vonona ny fiadianareo, nefa ianareo ho montsamontsana ihany! Jeremia 46:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Omano ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe, ary manatòna hiady.+
9 Asio izy ireo, ry firenena ô! Ho montsamontsana koa anefa ianareo. Mihainoa ianareo rehetra any lavitra any!+ Ataovy vonona ny fiadianareo,+ nefa ianareo ho montsamontsana ihany!+ Ataovy vonona ny fiadianareo, nefa ianareo ho montsamontsana ihany!