Genesisy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+ Isaia 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hatsingeriko amin’ny tany ny faharatsiany,+ ary hatsingeriko amin’ny ratsy fanahy ny fahadisoany. Hatsahatro koa ny fireharehan’izay sahisahy ratsy, ary haetriko ny fiandranandran’ny mpitondra jadona.+
5 Ary hitan’i Jehovah fa be ny faharatsian’ny olona teto an-tany, ary zava-dratsy foana koa no nalehan’ny sainy.*+
11 Dia hatsingeriko amin’ny tany ny faharatsiany,+ ary hatsingeriko amin’ny ratsy fanahy ny fahadisoany. Hatsahatro koa ny fireharehan’izay sahisahy ratsy, ary haetriko ny fiandranandran’ny mpitondra jadona.+