FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Amosa 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “‘Ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘ka ny mpiasa tany hahatratra ny mpijinja,+ ary ny mpanitsakitsaka voaloboka hahatratra ny mpitondra ny voa afafy.+ Hisy divay mamy hitete eny an-tendrombohitra,+ ary hitsonika ny havoana rehetra.+

  • Zakaria 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa lehibe tokoa ny hatsaran-toetrany+ sy ny hatsaran-tarehiny!+ Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy, ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara