Isaia 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Azonao fefena tsara ny volinao mandritra ny andro, ary amin’ny maraina dia azonao atao izay hampitsimoka ny voa afafinao, kanefa tsy hisy ny vokatra amin’ny andro hahatongavan’ny aretina sy ny fanaintainana tsy misy fanafany.+
11 Azonao fefena tsara ny volinao mandritra ny andro, ary amin’ny maraina dia azonao atao izay hampitsimoka ny voa afafinao, kanefa tsy hisy ny vokatra amin’ny andro hahatongavan’ny aretina sy ny fanaintainana tsy misy fanafany.+