Jeremia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+ Ezekiela 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary hitan-dralehilahy tokoa fa avy hamely an’ilay tany ny sabatra, ka mitsoka anjombona izy mba hampitandremana ny olona,+
5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+
3 ary hitan-dralehilahy tokoa fa avy hamely an’ilay tany ny sabatra, ka mitsoka anjombona izy mba hampitandremana ny olona,+