2 Samoela 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nampaka vehivavy hendry+ tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Aoka ianao mba hisaona ka hanao akanjo fisaonana, ary tsy hihoso-menaka.+ Ataovy toy ny hoe vehivavy efa nisaona nandritra ny andro maromaro ianao.+ 2 Tantara 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia naoriny indray i Betlehema,+ Etama,+ Tekoa,+
2 Koa nampaka vehivavy hendry+ tany Tekoa+ i Joaba, ka nilaza taminy hoe: “Aoka ianao mba hisaona ka hanao akanjo fisaonana, ary tsy hihoso-menaka.+ Ataovy toy ny hoe vehivavy efa nisaona nandritra ny andro maromaro ianao.+