Romanina 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ny fanjakan’Andriamanitra+ dia tsy midika hoe fihinanana sy fisotroana,+ fa fahamarinana+ sy fihavanana+ ary fifaliana+ amin’ny alalan’ny fanahy masina kosa.
17 Fa ny fanjakan’Andriamanitra+ dia tsy midika hoe fihinanana sy fisotroana,+ fa fahamarinana+ sy fihavanana+ ary fifaliana+ amin’ny alalan’ny fanahy masina kosa.