Zefania 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho lasa tanàna aolo i Gaza,+ ary tsy hisy mponina i Askelona.+ I Asdoda+ kosa horoahina amin’ny mitataovovonana,+ ary i Ekrona hongotana.+ Zakaria 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 hesoriko eny am-bavany ny zavatra mbola misy ra, ary hesoriko eo anelanelan’ny nifiny ny zava-maharikoriko.+ Hisy sisa tavela ho an’Andriamanitsika eo aminy. Ho toy ny lehibem-poko+ any Joda izy,+ ary i Ekrona ho toy ny Jebosita.+
4 Ho lasa tanàna aolo i Gaza,+ ary tsy hisy mponina i Askelona.+ I Asdoda+ kosa horoahina amin’ny mitataovovonana,+ ary i Ekrona hongotana.+
7 hesoriko eny am-bavany ny zavatra mbola misy ra, ary hesoriko eo anelanelan’ny nifiny ny zava-maharikoriko.+ Hisy sisa tavela ho an’Andriamanitsika eo aminy. Ho toy ny lehibem-poko+ any Joda izy,+ ary i Ekrona ho toy ny Jebosita.+