2 Mpanjaka 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Joasy, ary i Jeroboama+ no nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany. Dia nalevina tany Samaria, tany amin’ireo mpanjakan’ny Israely, i Joasy.+
13 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Joasy, ary i Jeroboama+ no nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany. Dia nalevina tany Samaria, tany amin’ireo mpanjakan’ny Israely, i Joasy.+