-
Zakaria 14:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary handositra ho any amin’ilay lohasaha eo anelanelan’ny tendrombohitro ianareo,+ satria hipaka hatrany amin’ny lalana mankany Azela ilay lohasaha. Ary handositra ianareo, toy ny nandosiranareo tamin’ilay horohoron-tany tamin’ny andron’i Ozia mpanjakan’ny Joda.+ Dia ho avy tokoa i Jehovah+ Andriamanitro mbamin’ny anjely masina* rehetra.+
-