Hosea 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa nanao alitara be dia be i Efraima mba hanotany.+ Dia nanana alitara maro izy mba hanotany.+ Hosea 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Voaloboka mihasimba ny Israely.+ Mamoa foana izy,+ ka arakaraka ny habetsahan’ny voany no nampitomboany ny isan’ny alitarany,+ ary arakaraka ny hatsaran’ny taniny no nananganany tsato-kazo masina tsara tarehy.+
10 “Voaloboka mihasimba ny Israely.+ Mamoa foana izy,+ ka arakaraka ny habetsahan’ny voany no nampitomboany ny isan’ny alitarany,+ ary arakaraka ny hatsaran’ny taniny no nananganany tsato-kazo masina tsara tarehy.+