Joela 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hierona avy ao Ziona i Jehovah, ary hanandratra ny feony avy ao Jerosalema izy.+ Hihovotrovotra ny lanitra sy ny tany.+ I Jehovah anefa no ho fialofan’ny olony+ sy ho fiarovana mafy ho an’ny zanak’Israely.+
16 Hierona avy ao Ziona i Jehovah, ary hanandratra ny feony avy ao Jerosalema izy.+ Hihovotrovotra ny lanitra sy ny tany.+ I Jehovah anefa no ho fialofan’ny olony+ sy ho fiarovana mafy ho an’ny zanak’Israely.+