2 Mpanjaka 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy andia-miaramila kaldeanina+ nanenjika azy anefa, ka nahatratra azy+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.+ Koa niparitaka sy nandao azy ny miaramilany rehetra. Salamo 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+
5 Nisy andia-miaramila kaldeanina+ nanenjika azy anefa, ka nahatratra azy+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko.+ Koa niparitaka sy nandao azy ny miaramilany rehetra.
16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+