Jeremia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+ Zefania 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 andro hanenoan’ny anjombona sy ny fanairana,+ hamelezana ny tanàna voaro mafy sy ny tilikambo+ avo eny an-jorony.
5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+
16 andro hanenoan’ny anjombona sy ny fanairana,+ hamelezana ny tanàna voaro mafy sy ny tilikambo+ avo eny an-jorony.